# ireo mpisorona izay voahosotra sy voatokana DH: "ireo mpisorona izay nosoran'i Mosesy sy natokany" # Nadaba...Abiho...Itamara Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:1 ireo anaran-dehilahy ireo. # lavo maty teo anatrehan'i Yaveh Ny andianteny hoe "lavo maty'' dia midika hoe maty tampoka. DH: "maty tampoka teo anatrehan'i Yaveh" # teo anatrehan'i Yaveh Io dia manondro ny fanatrehan'i Yaveh, midika fa nahita ny zavatra rehetra izay nitranga i Yaveh. DH: "teo amin'ny fanatrehan'i Yaveh" # nanolotra Azy afo tsy azo ekena Eto ny teny hoe "afo" dia nampiasaina mba hanondroana ny "fandorana ditin-kazo manitra." DH: "nandoro ditin-kazo manitra tamin'ny fomba tsy nankasitrahin'i Yaveh izy ireo"