plt_tn/mrk/03/01.md

20 lines
975 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jesosy nanasitrana lehilahy tamin'ny Sabata tao amin'ny synagoga ary nampiseho ny fihetsem-pony momba izay nataon'ireo Fariseo niaraka tamin'ny lalàn'ny Sabata. Ireo Fariseo sy ireo Herodiana dia nanomboka drafitra mba hanamelohana ho faty an'i Jesosy.
# olona sasantsasany
"Fariseo sasantsasany." Aoriana kely ao, ao amin'ny andininy 3:5, ireo olona sasantsasany dia ho voatonona ho toy ny Fariseo.
# lehilahy maty tanana
"lehilahy izay malemy tanana"
# Nijery akaiky Azy ny olona sasantsasany mba hahita raha hanasitrana azy Izy
"Ireo Fariseo nijery akaiky an'i Jesosy mba hahita raha afaka hanasitrana an'ilay lehilahy malemy tanana Izy"
# manameloka Azy
Ireo Fariseo dia te-hanameloka ho faty an'i Jesosy tamin'ny fandikana ny lalàna tamin'ny alalan'ny fiasana tamin'ny Sabata, tamin'ny mety ho fanasitranany ilay lehilahy. DH: "manameloka Azy amin'ny fanaovana zavatra diso" na "manameloka Azy amin'ny fandikana lalàna"