plt_tn/mic/04/06.md

32 lines
928 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fanoritsoritany ny "andro farany" izay hianaran'ny vahoaka ny lalàn'i Yaveh sy ny hankatòavan'izy ireo izany i Yaveh.
# Amin'izany andro izany
"amin'ny ho avy"
# Hanangona ny malemy Aho
"hanambatra ireo izay marefo aho"
# sy hamory ireo voaroaka Aho
"ary hanambatra ireo izay tsy maintsy noroahiko Aho"
# ary ho firenena matanjaka ireo izay voaroaka
DH: "ary ireo izay noroahiko dia hataoko ho firenena matanjaka"
# fiambenana ny ondry aman'osy
Yaveh dia mampiasa io andian-teny io mba hanamafisana fa ny vahoakan'i Jerosalema dia heverina ho miambina sy mikarakara ireo vahoakan'iIsraely rehetra.
# havoan'ny zanakavavin'i Ziona
Ny "zanaka vavy" 'ny tanàna dia manondro ireo vahoakan'ny tanàna. DH: "havoana izay ipetrahan'ny vahoakan'i Ziona"
# havoana
Ny dikan-teny vaovao sasany dia mahazo io teny Hebreo io amin'ny hoe "mandà" na "trano fiarovana" eto.