928 B
928 B
Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fanoritsoritany ny "andro farany" izay hianaran'ny vahoaka ny lalàn'i Yaveh sy ny hankatòavan'izy ireo izany i Yaveh.
Amin'izany andro izany
"amin'ny ho avy"
Hanangona ny malemy Aho
"hanambatra ireo izay marefo aho"
sy hamory ireo voaroaka Aho
"ary hanambatra ireo izay tsy maintsy noroahiko Aho"
ary ho firenena matanjaka ireo izay voaroaka
DH: "ary ireo izay noroahiko dia hataoko ho firenena matanjaka"
fiambenana ny ondry aman'osy
Yaveh dia mampiasa io andian-teny io mba hanamafisana fa ny vahoakan'i Jerosalema dia heverina ho miambina sy mikarakara ireo vahoakan'iIsraely rehetra.
havoan'ny zanakavavin'i Ziona
Ny "zanaka vavy" 'ny tanàna dia manondro ireo vahoakan'ny tanàna. DH: "havoana izay ipetrahan'ny vahoakan'i Ziona"
havoana
Ny dikan-teny vaovao sasany dia mahazo io teny Hebreo io amin'ny hoe "mandà" na "trano fiarovana" eto.