# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny fanoritsoritany ny "andro farany" izay hianaran'ny vahoaka ny lalàn'i Yaveh sy ny hankatòavan'izy ireo izany i Yaveh. # Amin'izany andro izany "amin'ny ho avy" # Hanangona ny malemy Aho "hanambatra ireo izay marefo aho" # sy hamory ireo voaroaka Aho "ary hanambatra ireo izay tsy maintsy noroahiko Aho" # ary ho firenena matanjaka ireo izay voaroaka DH: "ary ireo izay noroahiko dia hataoko ho firenena matanjaka" # fiambenana ny ondry aman'osy Yaveh dia mampiasa io andian-teny io mba hanamafisana fa ny vahoakan'i Jerosalema dia heverina ho miambina sy mikarakara ireo vahoakan'iIsraely rehetra. # havoan'ny zanakavavin'i Ziona Ny "zanaka vavy" 'ny tanàna dia manondro ireo vahoakan'ny tanàna. DH: "havoana izay ipetrahan'ny vahoakan'i Ziona" # havoana Ny dikan-teny vaovao sasany dia mahazo io teny Hebreo io amin'ny hoe "mandà" na "trano fiarovana" eto.