plt_tn/mat/24/48.md

28 lines
824 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mamarana ilay fanoaharany momba ny tompo sy mpanompo i Jesosy mba hampisehoana fa tokony ho vonona amin'ny fiverenany ireo mpianany.
# miteny ao am-pony hoe
Eto ny "fo" dia ilazana ny saina. DH: "mieritreritra any an-tsainy"
# Ela fiavy ny tompoko
Azo atao hoe DH: "ho taraiky ny tompoko" na "tsy hiverina raha tsy efa ela ny tompoko"
# amin'ny fotoana izay tsy ampoiziny ary amin'ny ora izay tsy fantany
Samy mitovy hevitra ireo. Manamafy ireo fa ho avy amin'ny fotoana tsy ampoizin'ireo mpanompo ilay tompo.
# ho ataony ... ny anjarany
"hitondra azy toy ny"
# ho kapakapain'ny
Fomba fiteny izay midika fampijaliana mahatsiravina ny olona iray io.
# ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify
Maneho alahelo sy fahoriana lehibe io. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 8:11.