# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mamarana ilay fanoaharany momba ny tompo sy mpanompo i Jesosy mba hampisehoana fa tokony ho vonona amin'ny fiverenany ireo mpianany. # miteny ao am-pony hoe Eto ny "fo" dia ilazana ny saina. DH: "mieritreritra any an-tsainy" # Ela fiavy ny tompoko Azo atao hoe DH: "ho taraiky ny tompoko" na "tsy hiverina raha tsy efa ela ny tompoko" # amin'ny fotoana izay tsy ampoiziny ary amin'ny ora izay tsy fantany Samy mitovy hevitra ireo. Manamafy ireo fa ho avy amin'ny fotoana tsy ampoizin'ireo mpanompo ilay tompo. # ho ataony ... ny anjarany "hitondra azy toy ny" # ho kapakapain'ny Fomba fiteny izay midika fampijaliana mahatsiravina ny olona iray io. # ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify Maneho alahelo sy fahoriana lehibe io. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 8:11.