824 B
824 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mamarana ilay fanoaharany momba ny tompo sy mpanompo i Jesosy mba hampisehoana fa tokony ho vonona amin'ny fiverenany ireo mpianany.
miteny ao am-pony hoe
Eto ny "fo" dia ilazana ny saina. DH: "mieritreritra any an-tsainy"
Ela fiavy ny tompoko
Azo atao hoe DH: "ho taraiky ny tompoko" na "tsy hiverina raha tsy efa ela ny tompoko"
amin'ny fotoana izay tsy ampoiziny ary amin'ny ora izay tsy fantany
Samy mitovy hevitra ireo. Manamafy ireo fa ho avy amin'ny fotoana tsy ampoizin'ireo mpanompo ilay tompo.
ho ataony ... ny anjarany
"hitondra azy toy ny"
ho kapakapain'ny
Fomba fiteny izay midika fampijaliana mahatsiravina ny olona iray io.
ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify
Maneho alahelo sy fahoriana lehibe io. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 8:11.