plt_tn/mat/14/08.md

28 lines
472 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Rehefa avy notoroanny reniny marika
Azo atao hoe DH: "Rehefa avy nanoro lalana azy ny reniny"
# notoroana marika
"notenenina"
# hoy izy
"Hoy ny zanak'i Herodiasy tamin'i Heroda"
# lovia
Lovia lehibe
# Nalahelo mafy nohon'ny fangatahany ny mpanjaka
Azo atao hoe DH: "Nampalahelo mafy ny mpanjaka ny fangatahany"
# ny mpanjaka
"Heroda mpanjaka"
# dia nanome baiko izy fa tokony ho vita izany
Azo adika hoe DH: "nibaiko ireo olony mba hanao izay nolazainy"