472 B
472 B
Rehefa avy notoroan’ny reniny marika
Azo atao hoe DH: "Rehefa avy nanoro lalana azy ny reniny"
notoroana marika
"notenenina"
hoy izy
"Hoy ny zanak'i Herodiasy tamin'i Heroda"
lovia
Lovia lehibe
Nalahelo mafy nohon'ny fangatahany ny mpanjaka
Azo atao hoe DH: "Nampalahelo mafy ny mpanjaka ny fangatahany"
ny mpanjaka
"Heroda mpanjaka"
dia nanome baiko izy fa tokony ho vita izany
Azo adika hoe DH: "nibaiko ireo olony mba hanao izay nolazainy"