# Rehefa avy notoroan’ny reniny marika Azo atao hoe DH: "Rehefa avy nanoro lalana azy ny reniny" # notoroana marika "notenenina" # hoy izy "Hoy ny zanak'i Herodiasy tamin'i Heroda" # lovia Lovia lehibe # Nalahelo mafy nohon'ny fangatahany ny mpanjaka Azo atao hoe DH: "Nampalahelo mafy ny mpanjaka ny fangatahany" # ny mpanjaka "Heroda mpanjaka" # dia nanome baiko izy fa tokony ho vita izany Azo adika hoe DH: "nibaiko ireo olony mba hanao izay nolazainy"