plt_tn/mat/12/07.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy mamaly ireo Fariseo i Jesosy.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ao amin'ny andininy faha 7, milaza ny teninin'i Hosea i Jesosy mba hananarana ireo Fariseo.
# Raha fantatrareo ny hevitry ny hoe: 'Famindram-po no iriko fa tsy sorona,' dia tsy nanameloka ny tsy manan-tsiny ianareo
Eto i Jesosy dia manambara ny soratra masina. DH: "Nosoratan'i Hosea hatry ny ela izao: 'Famindram-po no iriko fa tsy sorona.' Raha nahazo ny dikan'izany ianareo, dia tsy ho nanameloka ireo tsy manan-tsiny"
# Famindram-po no iriko fa tsy sorona
Ao amin'ny lalàn'i Mosesy, dia nandidy ireo Zanak'Israely mba hanolotra sorona Andriamanitra. Ny dikan'io dia hoe raisin'Andriamanitra ho manan-danja kokoa ny famindram-po noho ny sorona.
# iriko
Ny mpisolotena tampisaka "-ko" dia manondro an'Andriamanitra.
# tsy manan-tsiny
Azo adika hoe DH: "ireo izay tsy manan-tsiny"
# Zanak'Olona
Milaza ny amin'ny tenany i Jesosy.
# no Tompon'ny Sabata
"no manapaka ny Sabata" na "manao ny lalàna momba izay afaka ataon'ny olona amin'ny Sabata"