plt_tn/luk/24/52.md

24 lines
567 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireto andininy ireto dia milaza amintsika ny momban'ireo hetsika mandehan'ireo mpianatra raha mifarana ny tantara.
# nidera Azy izy ireo
''nidera an'i Jesosy ireo mpianatra''
# ary niverina
''ary avy eo niverina
# Nitohy nankao amin'ny tempoly
Ity dia filaza-masaka hanehoana fa nankao amin'ny kianjan'ny tempoly isan'andro izy ireo.
# tao amin'ny tempoly
Ireo mpisorona ihany no nahazo alalana hiditra ao amin'ny tempoly. DH: ''eo amin'ny kianjan'ny tempoly''
# nankalaza an'Andriamanitra
''nidera an'Andriamanitra''