# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireto andininy ireto dia milaza amintsika ny momban'ireo hetsika mandehan'ireo mpianatra raha mifarana ny tantara. # nidera Azy izy ireo ''nidera an'i Jesosy ireo mpianatra'' # ary niverina ''ary avy eo niverina # Nitohy nankao amin'ny tempoly Ity dia filaza-masaka hanehoana fa nankao amin'ny kianjan'ny tempoly isan'andro izy ireo. # tao amin'ny tempoly Ireo mpisorona ihany no nahazo alalana hiditra ao amin'ny tempoly. DH: ''eo amin'ny kianjan'ny tempoly'' # nankalaza an'Andriamanitra ''nidera an'Andriamanitra''