567 B
567 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireto andininy ireto dia milaza amintsika ny momban'ireo hetsika mandehan'ireo mpianatra raha mifarana ny tantara.
nidera Azy izy ireo
''nidera an'i Jesosy ireo mpianatra''
ary niverina
''ary avy eo niverina
Nitohy nankao amin'ny tempoly
Ity dia filaza-masaka hanehoana fa nankao amin'ny kianjan'ny tempoly isan'andro izy ireo.
tao amin'ny tempoly
Ireo mpisorona ihany no nahazo alalana hiditra ao amin'ny tempoly. DH: ''eo amin'ny kianjan'ny tempoly''
nankalaza an'Andriamanitra
''nidera an'Andriamanitra''