plt_tn/luk/16/29.md

28 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Tapitra ny fitantaran'i Jesosy tantara momban'ilay lehilahy mpanan-karena sy Lazarosy.
# Manana an'i Mosesy sy ny mpaminany izy ireo
Milaza ity fa Abrahama dia nandà haniraka an'i Lazarosy hankany amin'ireo rahalahin'ilay lehilahy mpanan-karena. DH: "Tsia, tsy hanao izany aho, satria manana izay nosoratan'i Mosesy sy ny mpaminany efa ela ireo rahalahinao.
# Mosesy sy ny mpaminany
Ity dia maneho an'izay nosoratan'izy ireo. DH: "izay nosoratan'i Mosesy sy ireo mpaminany''
# aoka izy ireo hihaino azy ireo
"ireo rahalahinao dia tokony hitandrina an'i Mosesy sy ireo mpaminany"
# raha misy avy amin'ny maty mankany amin'izy ireo
Ity dia mamaritra zava-misy iray izay tsy nitranga, fa tian'ilay lehilahy mpanan-karena hitranga. DH: '"raha misy olona efa maty te hankany amin'izy ireo" na "raha misy olona efa maty te-ho any amin'izy ireo ary hampitandrina azy ireo"
# Raha tsy mihaino an'i Mosesy sy ireo mpaminany izy ireo
''raha tsy mitandrina izay voasoratr'i Mosesy sy ireo mpaminany izy ireo''
# dia tsy ho resy lahatra mihintsy na hisy olona hitsangana amin'ny maty aza
DH: "tsy hisy olona nitsangana tamin'ny maty afaka handresy lahatra azy ireo" na ''tsy hino izy ireo na dia misy olona mitsangana amin'ny maty aza''