plt_tn/luk/16/27.md

24 lines
703 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mba hanirahanao azy ho any an-tranon-draiko
'"mba hiteny amin'i Lazarosy ianao handeha ho any an-tranon-draiko'' na "miangavy, iraho ho any an-tranon-draiko izy"
# tranon-draiko
Ity dia maneho ireo olona ao an-trano. DH: '"ny fianakaviako"
# mba afahany mampitandrina azy ireo
"mba hampitandrina azy ireo Lazarosy"
# nohon'ny tahotro ny hatongavan'izy ireo aty koa
Ity dia milaza fa ny fomba ialàn'izy ireo amin'ny fankanesana aty dia ny fibebahana. DH: '"ary mba hibebaka izy ireo ka tsy akaty"
# nohon'ny tahotro
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe tsy tiany hitranga izany. DH: ''mba tsy hakaty izy ireo"
# ity toeran'ny fijaliana ity
'"ity toerana ity izay hijaliana fanaintaina mafy"