703 B
703 B
mba hanirahanao azy ho any an-tranon-draiko
'"mba hiteny amin'i Lazarosy ianao handeha ho any an-tranon-draiko'' na "miangavy, iraho ho any an-tranon-draiko izy"
tranon-draiko
Ity dia maneho ireo olona ao an-trano. DH: '"ny fianakaviako"
mba afahany mampitandrina azy ireo
"mba hampitandrina azy ireo Lazarosy"
nohon'ny tahotro ny hatongavan'izy ireo aty koa
Ity dia milaza fa ny fomba ialàn'izy ireo amin'ny fankanesana aty dia ny fibebahana. DH: '"ary mba hibebaka izy ireo ka tsy akaty"
nohon'ny tahotro
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe tsy tiany hitranga izany. DH: ''mba tsy hakaty izy ireo"
ity toeran'ny fijaliana ity
'"ity toerana ity izay hijaliana fanaintaina mafy"