# mba hanirahanao azy ho any an-tranon-draiko '"mba hiteny amin'i Lazarosy ianao handeha ho any an-tranon-draiko'' na "miangavy, iraho ho any an-tranon-draiko izy" # tranon-draiko Ity dia maneho ireo olona ao an-trano. DH: '"ny fianakaviako" # mba afahany mampitandrina azy ireo "mba hampitandrina azy ireo Lazarosy" # nohon'ny tahotro ny hatongavan'izy ireo aty koa Ity dia milaza fa ny fomba ialàn'izy ireo amin'ny fankanesana aty dia ny fibebahana. DH: '"ary mba hibebaka izy ireo ka tsy akaty" # nohon'ny tahotro Ity fomba fiteny ity dia midika hoe tsy tiany hitranga izany. DH: ''mba tsy hakaty izy ireo" # ity toeran'ny fijaliana ity '"ity toerana ity izay hijaliana fanaintaina mafy"