plt_tn/luk/15/22.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# akanjo tsara indrindra
"ny ankanjo tsara indrindra ao an-trano."
# asio peratra ny tanany
Ny peratra dia famantarana ny fahefana izay anaovan'ny lehilahy eny amin'ny iray amin'ireo rantsan-tanan'izy ireo.
# kapa
Ny olona manan-karena tamin'izany fotoana izany dia nanao kapa. Na izany aza, amin'ny kolontsaina maro dia "iraro" no mitovitovy amin'izany.
# zanak'omby matavy
DH: "ny omby tsara indrindra" na "ny zanaka biby izay natavezintsika tao"
# vonony izany
DH: "vonoy izany ary handraoy"
# ny zanako lahy dia maty, ary ankehitriny velona indray
Ity sariteny ity dia miresaka momban'ny nandehanan'ilay zanaka lahy toy ny hoe maty izy. DH: "ohatran'ny hoe efa maty ny zanako lahy ary velona indray" na "tsapako toy ny hoe maty ny zanako lahy, fa velona izy ankehitriny"
# Very izy, ary ankehitriny hita indray
Ity sariteny ity dia miresaka momban'ilay zanaka lahy izay nandeha toy ny hoe very. DH: "Toy ny hoe very ny zanako lahy ary itako izy ankehitriny" na "very ny zanako lahy ary niverina aty an-trano izy"