# akanjo tsara indrindra "ny ankanjo tsara indrindra ao an-trano." # asio peratra ny tanany Ny peratra dia famantarana ny fahefana izay anaovan'ny lehilahy eny amin'ny iray amin'ireo rantsan-tanan'izy ireo. # kapa Ny olona manan-karena tamin'izany fotoana izany dia nanao kapa. Na izany aza, amin'ny kolontsaina maro dia "iraro" no mitovitovy amin'izany. # zanak'omby matavy DH: "ny omby tsara indrindra" na "ny zanaka biby izay natavezintsika tao" # vonony izany DH: "vonoy izany ary handraoy" # ny zanako lahy dia maty, ary ankehitriny velona indray Ity sariteny ity dia miresaka momban'ny nandehanan'ilay zanaka lahy toy ny hoe maty izy. DH: "ohatran'ny hoe efa maty ny zanako lahy ary velona indray" na "tsapako toy ny hoe maty ny zanako lahy, fa velona izy ankehitriny" # Very izy, ary ankehitriny hita indray Ity sariteny ity dia miresaka momban'ilay zanaka lahy izay nandeha toy ny hoe very. DH: "Toy ny hoe very ny zanako lahy ary itako izy ankehitriny" na "very ny zanako lahy ary niverina aty an-trano izy"