1.0 KiB
akanjo tsara indrindra
"ny ankanjo tsara indrindra ao an-trano."
asio peratra ny tanany
Ny peratra dia famantarana ny fahefana izay anaovan'ny lehilahy eny amin'ny iray amin'ireo rantsan-tanan'izy ireo.
kapa
Ny olona manan-karena tamin'izany fotoana izany dia nanao kapa. Na izany aza, amin'ny kolontsaina maro dia "iraro" no mitovitovy amin'izany.
zanak'omby matavy
DH: "ny omby tsara indrindra" na "ny zanaka biby izay natavezintsika tao"
vonony izany
DH: "vonoy izany ary handraoy"
ny zanako lahy dia maty, ary ankehitriny velona indray
Ity sariteny ity dia miresaka momban'ny nandehanan'ilay zanaka lahy toy ny hoe maty izy. DH: "ohatran'ny hoe efa maty ny zanako lahy ary velona indray" na "tsapako toy ny hoe maty ny zanako lahy, fa velona izy ankehitriny"
Very izy, ary ankehitriny hita indray
Ity sariteny ity dia miresaka momban'ilay zanaka lahy izay nandeha toy ny hoe very. DH: "Toy ny hoe very ny zanako lahy ary itako izy ankehitriny" na "very ny zanako lahy ary niverina aty an-trano izy"