plt_tn/luk/12/11.md

16 lines
436 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Rehefa mitondra anareo izy ireo
Tsy voalaza hoe iza no mitondra azy ireo any amin'ny fitsarana.
# eo anatrehan'ny synagoga
"ao amin'ny synagoga mba hametra-panontaniana anareo manoloana ireo mpitarika fivavahana."
# ireo mpanapaka, ireo manam-pahefana
Mety ilaina ny manambatra ireo ao anaty fanambarana iray. DH: "olona hafa izay manana hery ao amin'ny tanàna."
# amin'izany ora izany
"amin'izany fotoana izany" na "avy eo"