436 B
436 B
Rehefa mitondra anareo izy ireo
Tsy voalaza hoe iza no mitondra azy ireo any amin'ny fitsarana.
eo anatrehan'ny synagoga
"ao amin'ny synagoga mba hametra-panontaniana anareo manoloana ireo mpitarika fivavahana."
ireo mpanapaka, ireo manam-pahefana
Mety ilaina ny manambatra ireo ao anaty fanambarana iray. DH: "olona hafa izay manana hery ao amin'ny tanàna."
amin'izany ora izany
"amin'izany fotoana izany" na "avy eo"