# Rehefa mitondra anareo izy ireo Tsy voalaza hoe iza no mitondra azy ireo any amin'ny fitsarana. # eo anatrehan'ny synagoga "ao amin'ny synagoga mba hametra-panontaniana anareo manoloana ireo mpitarika fivavahana." # ireo mpanapaka, ireo manam-pahefana Mety ilaina ny manambatra ireo ao anaty fanambarana iray. DH: "olona hafa izay manana hery ao amin'ny tanĂ na." # amin'izany ora izany "amin'izany fotoana izany" na "avy eo"