plt_tn/lam/03/12.md

24 lines
637 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nanenjana ny tsipìkany Izy
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:3.
# fitoeran'izany
kitapo ao an-damosina izay hametrahana ireo zana-tsipìka
# ny voako
taova amin'ny kibo izay mampisy amany ao amin'ny tatavia. DH: "anatin'ny vatako" (UDB) na 2) "tao am-poko."
# tahirim-pihomehezana ho an'ny oloko rehetra
Ireo mety ho heviny dia 1) "olona izay ihomehezan'Israely rehetra" na 2) "olona izay ihomehezan'ny vahoaka rehetra eto an-tany."
# Nofenoiny fahangidiana aho
"Io dia toy ny hoe notereny mba hihinana ahitra mangidy aho"
# zava-mahafaty
ranom-boankazo mangidy azo avy amin'ny ravina sy voninkazo amin'ny zava-maniry