# Nanenjana ny tsipìkany Izy Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:3. # fitoeran'izany kitapo ao an-damosina izay hametrahana ireo zana-tsipìka # ny voako taova amin'ny kibo izay mampisy amany ao amin'ny tatavia. DH: "anatin'ny vatako" (UDB) na 2) "tao am-poko." # tahirim-pihomehezana ho an'ny oloko rehetra Ireo mety ho heviny dia 1) "olona izay ihomehezan'Israely rehetra" na 2) "olona izay ihomehezan'ny vahoaka rehetra eto an-tany." # Nofenoiny fahangidiana aho "Io dia toy ny hoe notereny mba hihinana ahitra mangidy aho" # zava-mahafaty ranom-boankazo mangidy azo avy amin'ny ravina sy voninkazo amin'ny zava-maniry