637 B
637 B
Nanenjana ny tsipìkany Izy
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:3.
fitoeran'izany
kitapo ao an-damosina izay hametrahana ireo zana-tsipìka
ny voako
taova amin'ny kibo izay mampisy amany ao amin'ny tatavia. DH: "anatin'ny vatako" (UDB) na 2) "tao am-poko."
tahirim-pihomehezana ho an'ny oloko rehetra
Ireo mety ho heviny dia 1) "olona izay ihomehezan'Israely rehetra" na 2) "olona izay ihomehezan'ny vahoaka rehetra eto an-tany."
Nofenoiny fahangidiana aho
"Io dia toy ny hoe notereny mba hihinana ahitra mangidy aho"
zava-mahafaty
ranom-boankazo mangidy azo avy amin'ny ravina sy voninkazo amin'ny zava-maniry