plt_tn/lam/02/11.md

20 lines
695 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nivadika nanoritsoritra izay niainany manokana ny mpanoratra fa tsy nanoritsoritra an'i Jerosalema.
# Pahin'ny ranomaso avy aminy ireo ny masoko
DH: "Nitomany mandra-pahatsy nahavitako nitomany intsony aho"
# niraraka tamin'ny tany ny tao anatiko
DH: " ao anaty alahelo ny anatiko manontolo"
# nohon'ny faharinganan'ny zanaka vavin'ny oloko
"ny zanaka vavin'ny oloko" dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto. DH: "satria potika ny vahoakako"
# Aiza ny vary sy ny divay?
Ny andianteny hoe "vary sy divay" dia fomba iraisana ilazana ny hoe "sakafo sy divay." DH: "Omeo zavatra hohanina sy hosotroina izahay."