# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nivadika nanoritsoritra izay niainany manokana ny mpanoratra fa tsy nanoritsoritra an'i Jerosalema. # Pahin'ny ranomaso avy aminy ireo ny masoko DH: "Nitomany mandra-pahatsy nahavitako nitomany intsony aho" # niraraka tamin'ny tany ny tao anatiko DH: " ao anaty alahelo ny anatiko manontolo" # nohon'ny faharinganan'ny zanaka vavin'ny oloko "ny zanaka vavin'ny oloko" dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto. DH: "satria potika ny vahoakako" # Aiza ny vary sy ny divay? Ny andianteny hoe "vary sy divay" dia fomba iraisana ilazana ny hoe "sakafo sy divay." DH: "Omeo zavatra hohanina sy hosotroina izahay."