plt_tn/jos/14/02.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny lovan'izy ireo dia voafantina tamin'ny loka
D.H: "Eleazara, Josoa, ary ny mpitarim-poko miloka mba hanamaritana ny lova"
# tamin'ny tanan'i Mosesy
Eto ny teny "tanana" dia maneho ny tenan'i Mosesy ary midika fa Yaveh dia nampiasa an'i Mosesy ho mpandraharaha mba hanafaka ny didiny. D.H: "amin'ny alalan'ny Mosesy"
# efa nomen'i Mosesy lova ny amin'ny roa sy antsasak'ireo foko tany an-dafin'i Jordana, kanefa izy tsy nanome lova ireo Levita
atsasak'ireo foko andafin'ny Jordana, saingy tsy nanome lova ho an'ireo Levita izy- Ny tany izay nomen'i Mosesy ho an'ireo foko dia voalaza fa izany no lova izay noraisin'izy ireo ho fananana maharitra.
# Tsy nomena anjara lova tany amin'ny tany
D.H: "Ary Mosesy tsy nanome ny anjara lova tamin'ireo Lveita tany amin'ny tany"
# anjara
"am-pahany"
# fa tany amin'ireo tanàna sasany ihany mba honenana
Ny matoanteny dia mety namatsiana avy amin'ny andian-teny teo aloha. D.H: "saingy tanàna honenana ihany no nomeny azy ireo"
# tanim-bilona
tanin'ahitra ho an'ny biby fiompy mba hihinana
# fitaovam-pamokarana
zavatra ara-batana nilain'izy ireo mba hafahany mamokatra ho an'ireo fianakaviany