1.1 KiB
Ny lovan'izy ireo dia voafantina tamin'ny loka
D.H: "Eleazara, Josoa, ary ny mpitarim-poko miloka mba hanamaritana ny lova"
tamin'ny tanan'i Mosesy
Eto ny teny "tanana" dia maneho ny tenan'i Mosesy ary midika fa Yaveh dia nampiasa an'i Mosesy ho mpandraharaha mba hanafaka ny didiny. D.H: "amin'ny alalan'ny Mosesy"
efa nomen'i Mosesy lova ny amin'ny roa sy antsasak'ireo foko tany an-dafin'i Jordana, kanefa izy tsy nanome lova ireo Levita
atsasak'ireo foko andafin'ny Jordana, saingy tsy nanome lova ho an'ireo Levita izy- Ny tany izay nomen'i Mosesy ho an'ireo foko dia voalaza fa izany no lova izay noraisin'izy ireo ho fananana maharitra.
Tsy nomena anjara lova tany amin'ny tany
D.H: "Ary Mosesy tsy nanome ny anjara lova tamin'ireo Lveita tany amin'ny tany"
anjara
"am-pahany"
fa tany amin'ireo tanàna sasany ihany mba honenana
Ny matoanteny dia mety namatsiana avy amin'ny andian-teny teo aloha. D.H: "saingy tanàna honenana ihany no nomeny azy ireo"
tanim-bilona
tanin'ahitra ho an'ny biby fiompy mba hihinana
fitaovam-pamokarana
zavatra ara-batana nilain'izy ireo mba hafahany mamokatra ho an'ireo fianakaviany