# Ny lovan'izy ireo dia voafantina tamin'ny loka D.H: "Eleazara, Josoa, ary ny mpitarim-poko miloka mba hanamaritana ny lova" # tamin'ny tanan'i Mosesy Eto ny teny "tanana" dia maneho ny tenan'i Mosesy ary midika fa Yaveh dia nampiasa an'i Mosesy ho mpandraharaha mba hanafaka ny didiny. D.H: "amin'ny alalan'ny Mosesy" # efa nomen'i Mosesy lova ny amin'ny roa sy antsasak'ireo foko tany an-dafin'i Jordana, kanefa izy tsy nanome lova ireo Levita atsasak'ireo foko andafin'ny Jordana, saingy tsy nanome lova ho an'ireo Levita izy- Ny tany izay nomen'i Mosesy ho an'ireo foko dia voalaza fa izany no lova izay noraisin'izy ireo ho fananana maharitra. # Tsy nomena anjara lova tany amin'ny tany D.H: "Ary Mosesy tsy nanome ny anjara lova tamin'ireo Lveita tany amin'ny tany" # anjara "am-pahany" # fa tany amin'ireo tanàna sasany ihany mba honenana Ny matoanteny dia mety namatsiana avy amin'ny andian-teny teo aloha. D.H: "saingy tanàna honenana ihany no nomeny azy ireo" # tanim-bilona tanin'ahitra ho an'ny biby fiompy mba hihinana # fitaovam-pamokarana zavatra ara-batana nilain'izy ireo mba hafahany mamokatra ho an'ireo fianakaviany