plt_tn/job/40/08.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manomboka miteny mafy an'i Joba amin'ny alalan'nhy fametrahana fanontaniana indray i Yaveh.
# Moa hilaza tokoa ve ianao fa tsy marina Aho?
Ny teny "moa" dia manondro fa gaga i Yaveh ny amin'ny hilazan'i Joba fa Yaveh dia tsy marina ary tokony hieritreritra tsara i Joba ny amin'y hamaliany izany. Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "gaga Aho ny amin'ny ilazanao fa tsy marina Aho." na "tokony hieritreritra tsara ianao ny amin'ny hitenenanao fa tsy marina Aho, satria izany no lazainao."
# Hanameloka Ahy ve ianao mba hitenenanao hoe marina ianao
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "manameloka Ahy ianao mba hiheveranao tena fa tsy mana-tsiny ianao."
# sandry tahaka ny an'Andriamanitra
ny "sandry" dia sarin-tenin'ny herin-tsandry. DH: "hery tahaka ny herin'Andriamanitra"
# Mahay mampikotrokotro-peo tahaka Azy ve ianao?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "tsy afaka mampikotrokotroka ny feonao tahaka ny hanaovan'Andriamanitra ny Azy tokoa ianao."
# feo tahaka Azy
"feo tahaka ny ataony." Ny nakamaroan'ny dikan-teny dia manao hoe: "feo tahaka ny feony" (Jereo ny UDB).