plt_tn/jer/05/16.md

24 lines
890 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny tranon-jana-tsipìkany dia tahaka ny fasana misokatra
Ireo zana-tsipika zay avy tao amin'ny tranony dia namono olona maro ary nandefa azy ireo any am-pasana. DH: "izany firenena izany dia hampiasa zana-tsipika hamonoana vahoaka maro."
# Ny tranon-jana-tsipìkany
Ny teny "... any" dia manondro ny firenena izay entin'i Yaveh hanafiana an'Israely.
# Noho izany dia ho levona ny vokatrareo
DH: "Noho izany ny tafik'izany firenena izany dia hinana izay voakatrareo."
# Hihinana ... izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia manondro ny tafik'izany firenena izany.
# Handrava amin'ny sabatra ny tanàna mimandanareo izay itokianareo izy ireo
Ny sabatra dia maneho ireo karazana fitaovam-piadina izay nentin'ny olona rehefa miady. DH: "Hampiasa ny fitaovam-piadian'izy ireo hanafiana ireo tanàna voaaronareo."
# izay itokianareo
"izay nieritreretinareo fa mafy ampy hiarro anareo tsara"