plt_tn/jer/03/01.md

24 lines
598 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka ny tao amin'ny toko, Jeremia 2 teo aloha Yaveh
# would you return to me?
DH: "tsy handray anao Aho raha hiezaka ny hiverina Amiko ianao."
# izany no fanambaran'i Yaveh.
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# Ampiakaro any amin'ireo momba ny masonao
"ataovy miandrandra"
# Misy toerana mbola tsy niraisanao ara-nofo antsokosoko ve?
"Ianao dia tahaka ny vehivavy izay mandeha eny rehetra eny ary mamela ny lehilahy rehetra haka azy ka hiara-mandry aminy
# amin'ny Araba
Io dia manondro ireo andiana mpandroba tany Arabia.