598 B
598 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka ny tao amin'ny toko, Jeremia 2 teo aloha Yaveh
would you return to me?
DH: "tsy handray anao Aho raha hiezaka ny hiverina Amiko ianao."
izany no fanambaran'i Yaveh.
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
Ampiakaro any amin'ireo momba ny masonao
"ataovy miandrandra"
Misy toerana mbola tsy niraisanao ara-nofo antsokosoko ve?
"Ianao dia tahaka ny vehivavy izay mandeha eny rehetra eny ary mamela ny lehilahy rehetra haka azy ka hiara-mandry aminy
amin'ny Araba
Io dia manondro ireo andiana mpandroba tany Arabia.