# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka ny tao amin'ny toko, Jeremia 2 teo aloha Yaveh # would you return to me? DH: "tsy handray anao Aho raha hiezaka ny hiverina Amiko ianao." # izany no fanambaran'i Yaveh. Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # Ampiakaro any amin'ireo momba ny masonao "ataovy miandrandra" # Misy toerana mbola tsy niraisanao ara-nofo antsokosoko ve? "Ianao dia tahaka ny vehivavy izay mandeha eny rehetra eny ary mamela ny lehilahy rehetra haka azy ka hiara-mandry aminy # amin'ny Araba Io dia manondro ireo andiana mpandroba tany Arabia.