plt_tn/jdg/15/05.md

28 lines
713 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# vary naniry
vary mbola maniry amin'ny tahony eny an-tsaha
# vary niangona
fehezam-bary efa voajinja sy voaangona.
# tanin'(oliva)
toerana fambolena hazo fihinam-boa .
# ilay vinanto lahin'ilay Timnita
Ny vadin'ny zanakavavy dia atao hoe "vinanto lahy"
# Timnita
Ny olona avy any Timna.
# naka ny vadin'i Samsona ary nanome azy ho an'ny namany.
Nomen'ny rain'ny vadin'i Samsona ho vadin'ny naman'i Samsona ravehivavy. Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany. DH: "naka ny vadin'i Samsona ary namela azy hanambady ny naman'i Samsona"
# nandoro
Ny teny hoe "nandoro" dia midika hoe mandrehitra zavatra iray tanteraka. Raha misy olona iray "nodorana," dia midika izany fa nodorana ho faty ilay olona.