# vary naniry vary mbola maniry amin'ny tahony eny an-tsaha # vary niangona fehezam-bary efa voajinja sy voaangona. # tanin'(oliva) toerana fambolena hazo fihinam-boa . # ilay vinanto lahin'ilay Timnita Ny vadin'ny zanakavavy dia atao hoe "vinanto lahy" # Timnita Ny olona avy any Timna. # naka ny vadin'i Samsona ary nanome azy ho an'ny namany. Nomen'ny rain'ny vadin'i Samsona ho vadin'ny naman'i Samsona ravehivavy. Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany. DH: "naka ny vadin'i Samsona ary namela azy hanambady ny naman'i Samsona" # nandoro Ny teny hoe "nandoro" dia midika hoe mandrehitra zavatra iray tanteraka. Raha misy olona iray "nodorana," dia midika izany fa nodorana ho faty ilay olona.