713 B
713 B
vary naniry
vary mbola maniry amin'ny tahony eny an-tsaha
vary niangona
fehezam-bary efa voajinja sy voaangona.
tanin'(oliva)
toerana fambolena hazo fihinam-boa .
ilay vinanto lahin'ilay Timnita
Ny vadin'ny zanakavavy dia atao hoe "vinanto lahy"
Timnita
Ny olona avy any Timna.
naka ny vadin'i Samsona ary nanome azy ho an'ny namany.
Nomen'ny rain'ny vadin'i Samsona ho vadin'ny naman'i Samsona ravehivavy. Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany. DH: "naka ny vadin'i Samsona ary namela azy hanambady ny naman'i Samsona"
nandoro
Ny teny hoe "nandoro" dia midika hoe mandrehitra zavatra iray tanteraka. Raha misy olona iray "nodorana," dia midika izany fa nodorana ho faty ilay olona.