16 lines
899 B
Markdown
16 lines
899 B
Markdown
|
# Loza ho an'ireo izay mitari-keloka amin'ny kofehy tsy misy ilana azy sy izay mitarika ota toy ny amin'ny tadin-tsarety
|
||
|
|
||
|
Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny ireo. Ireo olona minia manota hatrany dia resahina tahaka ny hoe mampiasa ny heriny rehetra hitarihina sarety. Ho faizin'Andriamanitra nohon'ny otany izy ireo. DH: "Loza ho an'ireo izay mikiry fatratra hanota tahaka ny olona mitarika sarety amin'ny tady"
|
||
|
|
||
|
# ho an'ireo izay milaza hoe
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ireo izay manota hatrany (andininy faha 18) ary mihantsu an'Andriamanitra am-panesoana mba hanakana azy ireo. DH: "ireo mpaniratsira izay milaza hoe"
|
||
|
|
||
|
# aoka ho avy ny fikasan'ilay Iray Masin'Israely
|
||
|
|
||
|
Ny fikasan'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe zavatra izay tonga ho azy eo. DH: "Aoka ilay Iray Masin'Israely hanatanteraka ny fikasany"
|
||
|
|
||
|
# ilay Iray Masin'Israely
|
||
|
|
||
|
Adikao araka ny ao amin'ny 5:15 ny hoe "ilay Iray Masina."
|