plt_tn/gen/41/33.md

29 lines
976 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy niresaka tamin'i Josefa i Farao
# Ary
Tsy midika hoe "amin'izao fotoana izao izany," fa nampiasaina mba hisarihana ny teboka manan-danja izay manaraka eo.
# aoka Farao hitady
Eto i Josefa dia manonona ny anaran'i Farao hiresahana aminy ho marikin'ny fanajana.
Afaka atao izany hoe: DH: "Ianao, Farao, dia tokony hijery"
# hametraka azy amin'ny tany Egypta
Ny andian-teny "hametraka azy" dia midika ho manome fahefana ny olona iray. DH: "hanome azy fahefana manerana ny fanjakan'i Egypta" na "mametraka azy hisahana ny fanjakan'i Egypta"
# tany Egypta
Eto ny "tany" dia ilazana ny olona sy ny zavatra rehetra ao Egypta.
# Aoka izy ireo haka ny ampahadimin'ny vokatr'i Egypta
Ny teny hoe "ampahadimy" dia milaza fizarana. DH: "Aoka ho zarain'izy ireo dimy mitovy tsara ireo vokatr'i Egypta, avy eo dia haka iray amin'ireo fizarana"
# amin'ny taona fiton'ny fitobahana
"mandritra ny fito taona izay hitobahan'ny sakafo"