# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy niresaka tamin'i Josefa i Farao # Ary Tsy midika hoe "amin'izao fotoana izao izany," fa nampiasaina mba hisarihana ny teboka manan-danja izay manaraka eo. # aoka Farao hitady Eto i Josefa dia manonona ny anaran'i Farao hiresahana aminy ho marikin'ny fanajana. Afaka atao izany hoe: DH: "Ianao, Farao, dia tokony hijery" # hametraka azy amin'ny tany Egypta Ny andian-teny "hametraka azy" dia midika ho manome fahefana ny olona iray. DH: "hanome azy fahefana manerana ny fanjakan'i Egypta" na "mametraka azy hisahana ny fanjakan'i Egypta" # tany Egypta Eto ny "tany" dia ilazana ny olona sy ny zavatra rehetra ao Egypta. # Aoka izy ireo haka ny ampahadimin'ny vokatr'i Egypta Ny teny hoe "ampahadimy" dia milaza fizarana. DH: "Aoka ho zarain'izy ireo dimy mitovy tsara ireo vokatr'i Egypta, avy eo dia haka iray amin'ireo fizarana" # amin'ny taona fiton'ny fitobahana "mandritra ny fito taona izay hitobahan'ny sakafo"