plt_tn/ezk/40/46.md

28 lines
452 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Manohy miresaka amin'i Ezekiela ao amin'ilay fahitana ilay lehilahy
# efitrano mitodika any avaratra
"izay manana ny fidirany lehibe ao amin'ny lafiny avaratra"
# Avy eo izy
"avy eo ilay lehilahy"
# hakiho
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "halavan'ny" tao amin'ny 40:5.
# zato hakiho
eo amin'ny efatra amby dimampolo
# niaraka tamin'ny alitara
"ary ilay alitara dia"
# trano
Ity dia maneho ny tempoly