452 B
452 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Manohy miresaka amin'i Ezekiela ao amin'ilay fahitana ilay lehilahy
efitrano mitodika any avaratra
"izay manana ny fidirany lehibe ao amin'ny lafiny avaratra"
Avy eo izy
"avy eo ilay lehilahy"
hakiho
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "halavan'ny" tao amin'ny 40:5.
zato hakiho
eo amin'ny efatra amby dimampolo
niaraka tamin'ny alitara
"ary ilay alitara dia"
trano
Ity dia maneho ny tempoly