# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Manohy miresaka amin'i Ezekiela ao amin'ilay fahitana ilay lehilahy # efitrano mitodika any avaratra "izay manana ny fidirany lehibe ao amin'ny lafiny avaratra" # Avy eo izy "avy eo ilay lehilahy" # hakiho Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "halavan'ny" tao amin'ny 40:5. # zato hakiho eo amin'ny efatra amby dimampolo # niaraka tamin'ny alitara "ary ilay alitara dia" # trano Ity dia maneho ny tempoly