plt_tn/ezk/33/27.md

52 lines
1.5 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela momban'ny vahoaka izay nipetraka tany amin'ireo ravan'Israely.
# Raha velona koa Aho
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.
# lavon-tsabatra
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.
# ireo izay ao amin'ny fiarovana mafy sy any an-dava-bato dia ho fatin'ny areti-mandringana
"hamono ny vahoaka izay mipetraka any amin'ny fiarovana mafy sy lava-bato ny areti-mandringana"
# fiaroavana mafy
Ny fiarovana mafy dia trano be izay atsangan'ny olona mba hiarovana ny tenan'izy ireo amin'ireo fahavalo izay manafika azy ireo.
# lava-bato
Ny lava-bato dia lavaka voajanahary any amin'ny sisin'ny tendrombohitra na ambanin'ny tany. Vita amin'ny vatolampy ireo matetika.
# sy horohoro
Ny "horohoro" dia zavatra izay mahatonga ny olona hatahotra mafy rehefa mahita izany izy ireo. DH: "ary hatahotra noho izany ny vahoaka"
# hifarana ny avonavon'ny herin'izany
Ny teny hoe "izany" dia maneho an'ilay tany, izay maneho ny vahoakan'ilay tany. Fandikana hafa: "tsy hirehareha hoe matanjaka intsony ny vahoakan'ilay tany"
# ho ngazana ireo tendrombohitr'Israely
"tsy hisy hipetraka ao amin'ireo tendrombohitr' Israely"
# tsy hisy na iza na iza handalo eo amin'ireo
"tsy hisy na iza na iza ho tavela handalo eo amin'ilzay tany na eo amin'ireo tendrombohitra"
# ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.
# nataon'izy ireo
"nataon'ireo olon"
# ny fahavetavetana rehetra nataon'izy ireo
"ny zavatra rehetra nataon'izy ireo izay halako"