# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela momban'ny vahoaka izay nipetraka tany amin'ireo ravan'Israely. # Raha velona koa Aho Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11. # lavon-tsabatra Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11. # ireo izay ao amin'ny fiarovana mafy sy any an-dava-bato dia ho fatin'ny areti-mandringana "hamono ny vahoaka izay mipetraka any amin'ny fiarovana mafy sy lava-bato ny areti-mandringana" # fiaroavana mafy Ny fiarovana mafy dia trano be izay atsangan'ny olona mba hiarovana ny tenan'izy ireo amin'ireo fahavalo izay manafika azy ireo. # lava-bato Ny lava-bato dia lavaka voajanahary any amin'ny sisin'ny tendrombohitra na ambanin'ny tany. Vita amin'ny vatolampy ireo matetika. # sy horohoro Ny "horohoro" dia zavatra izay mahatonga ny olona hatahotra mafy rehefa mahita izany izy ireo. DH: "ary hatahotra noho izany ny vahoaka" # hifarana ny avonavon'ny herin'izany Ny teny hoe "izany" dia maneho an'ilay tany, izay maneho ny vahoakan'ilay tany. Fandikana hafa: "tsy hirehareha hoe matanjaka intsony ny vahoakan'ilay tany" # ho ngazana ireo tendrombohitr'Israely "tsy hisy hipetraka ao amin'ireo tendrombohitr' Israely" # tsy hisy na iza na iza handalo eo amin'ireo "tsy hisy na iza na iza ho tavela handalo eo amin'ilzay tany na eo amin'ireo tendrombohitra" # ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6. # nataon'izy ireo "nataon'ireo olon" # ny fahavetavetana rehetra nataon'izy ireo "ny zavatra rehetra nataon'izy ireo izay halako"