plt_tn/est/06/12.md

20 lines
926 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nisaron-doha
Matetika ny olana no mandrakotra ny lohany mba ampisehoana fa tena malaelo na menatra izy.
# izay niantomboka nandavo anao teo anatrehany
Resahan'izy ireo toy ny hoe miady i Hamana sy Mordekay, ary miha resy i Hamana amin'ilay ady. Ny faharesena anaty ady dia midika ho fahafaham-baraka. DH: "eo anatrehan'ilay nahatonga anao ho tsy hanam-boninahitra" na "eo anatrehan'ilay nanambany anao"
# Zaresy
Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 6:12 izany anaram-behivavy izany.
# tsy hahatratra azy mihitsy ianao
"tsy haresy azy ianao". Eto dia resahina toy ny hoe miady i Hamana sy Mordekay. Ny fahatratrarana olona iray dia midika ho fananana voninahitra lehibe kokoa noho izay ananan'ilay iray hafa"
# ho lavo eo anatrehany tokoa ianao
Eto dia resahina toy ny hoe miady i Hamana sy Mordekay. Ny fahalavoana, na faharesena dia midika ho fahafaham-baraka. DH: "azo antoka fa ho afa-baraka eo anatrehany ianao"